Mampanao cours particulier
💼 Sarotra ny mitady asa amin'izao — kanefa kosa ny développement informatique sy ny graphique design dia sehatra azo tsandrahana tsara, sady mbola misy ho avy mamiratra na eo ary ny resaka IA. ✨
🎓 Noho izany indrindra, dia mampanao formation resaka karazana développement informatique sy web design izahay.
💡 Ny hianaranao amin'izany dia ny technologie toy ny :
🔹 React
🔹 PHP
🔹 SQL
🔹 Java
🔹 HTML
🔹 CSS
🔹 Figma
🔹 ... sy ny maro hafa.
📩 Aza misalasala mandefa hafatra na miantso anay raha liana ianao!
📱 Whatsapp: +261 32 65 101 80
🔗 Linkedin: https://linkedin.com/in/franckycodes
🏢 Page Linkedin: https://www.linkedin.com/company/risingconnectstudio
📘 Facebook: https://web.facebook.com/risingconnectstudio
Share on social networks